|
|
|
|

Teny iditra1  soa mampiadana
Singan-teny  2 soa, 3 mampiadana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza. [1.1]
Tovy hevitra  6 soa mahafiadana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12